John 3:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nifandiran’ny mpianatr’i Jaona tamin’ny Jiosy iray ny amin’ny fanadiovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nifanditra tamin’ny Jody anankiray ny amin’ny fanadiovana ny mpianatr’i Joany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy fifandiran’ny mpianatr’i Jôhany tamina Jiosy anankiray ny amin’ny fomba fidiovana;
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nifandiran'ny mpianatr'i Jaona tamin'ny Jiosy anankiray ny amin'ny fanadiovana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nifandiran’ny mpianatr’i Jaona tamin’ny Jiosy* iray ny amin’ny fanadiovana.
malagasy
Ary nisy nifandiran'ny mpianatr'i Jaona tamin'ny Jiosy anankiray ny amin'ny fanadiovana;