John 3:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jaona hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Joany ka nanao hoe: «Tsy mahazo mandray na inona na inona ny olona raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao kosa no navalin’i Jôhany: –Tsy misy olona afaka mandray na inona na inona, raha tsy nomen’Andriamanitra azy izany.
Malagasy Bible 1865
Jaona namaly ka nanao hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jaona hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany.
malagasy
Jaona namaly ka nanao hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany.