John 3:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo no vavolombeloko, fa hoy aho: Tsy izaho no Kristy, fa nirahina hialoha Azy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianareo ihany no vavolombelon’ny nilazako hoe: Tsy i Kristy aho, fa nirahina hialoha Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo mihitsy no vavolombeloko fony aho nilaza hoe: «Tsy izaho no ilay Mesia, fa nirahina hialoha Azy aho.»
Malagasy Bible 1865
Hianareo no vavolombeloko fa hoy izaho: Tsy izaho no Kristy, fa nirahiny hialoha Azy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo no vavolombeloko, fa hoy aho: Tsy izaho no Kristy*, fa nirahina hialoha Azy aho.
malagasy
Hianareo no vavolombeloko fa hoy izaho: Tsy izaho no Kristy, fa nirahiny hialoha Azy aho.