John 3:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay avy any ambony dia ambonin’ny rehetra; ary izay avy amin’ny tany dia avy amin’ny tany, koa ny momba ny etỳ an-tany ihany no lazainy; izay avy any an-danitra dia ambonin’izy rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay avy any ambony no ambonin’ny olona rehetra; fa izay avy amin’ny tany dia tany, ka ny etỳ an-tany ihany no lazainy. Izay avy any an-danitra no ambonin’ny olona rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ilay avy any ambony dia ambonin’ny olona rehetra; fa izay avy amin’ny tany dia avy amin’ny tany, ka ny zavatra momba ny etỳ an-tany no lazainy. Ilay avy any an-danitra no ambonin’ny olona rehetra;
Malagasy Bible 1865
Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny etỳ an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay avy any ambony dia ambonin’ny rehetra; ary izay avy amin’ny tany dia avy amin’ny tany, koa ny momba ny etỳ an-tany ihany no lazainy; izay avy any an-danitra dia ambonin’izy rehetra;
malagasy
Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny etỳ an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra;