John 3:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambaràny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay efa hitany sy reny no ambarany, nefa tsy misy mandray ny fanambaràny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka izay efa hitany sy reny no ijoroany ho vavolombelona, saingy tsy misy olona mandray izany fijoroany ho vavolombelona izany.
Malagasy Bible 1865
koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambaràny.
malagasy
koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany.