John 3:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandray ny fanambaràny dia manisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nandray ny fanambaràny dia nanisy tombokase fa marina Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mandray ny fijoroany ho vavolombelona dia manamarina fa azo antoka Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandray ny fanambaràny dia manisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
malagasy
Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.