John 3:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay nirahin’Andriamanitra dia milaza ny teniny; satria tsy misy fetra ny fanomezan’Andriamanitra ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izay nirahin’Andriamanitra dia milaza ny tenin’Andriamanitra fa tsy misy fetrany no fanomen’Andriamanitra ny Fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay nirahin’Andriamanitra manko no milaza ny tenin’Andriamanitra, satria tsy misy fetrany no anomezan’Andriamanitra Azy ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Fa Izay nirahin'Andriamanitra dia milaza ny teniny; fa tsy misy fetra ny fanomezan'Andriamanitra ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay nirahin’Andriamanitra dia milaza ny teniny; satria tsy misy fetra ny fanomezan’Andriamanitra ny Fanahy.
malagasy
Fa Izay nirahin'Andriamanitra dia milaza ny teniny; fa tsy misy fetra ny fanomezan'Andriamanitra ny Fanahy.