John 3:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Ray tia ny Zanaka ka efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Ray tia ny Zanaka, ka napetrany eo am-pelatanany ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Ray dia fatra-pitia ny Zanaka, ary efa nametraka ny zavatra rehetra eo am-pelatanany.
Malagasy Bible 1865
Ny Ray tia ny Zanaka ka efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Ray tia ny Zanaka ka efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tanany.
malagasy
Ny Ray tia ny Zanaka ka efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany.Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy.