John 3:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mino ny Zanaka no manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka kosa dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran’Andriamanitra no mitoetra eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mino ny Zanaka no manana ny fiainana mandrakizay, fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita ny fiainana, fa itoeran’ny hatezeran’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mino ny Zanaka no velona aina mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy ho velona aina, fa itoeran’ny hatezeran’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mino ny Zanaka no manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka kosa dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran’Andriamanitra no mitoetra eo aminy.
malagasy
Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy.