John 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Nikodemosy Taminy: Hataon’ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe? Moa mahazo miditra any an-kibon’ny reniny indray va izy ka hateraka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Nikôdema taminy: «Ataon’ny olona ahoana no ateraka indray rehefa antitra izy? Moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka indray?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Nikôdema taminy: –Hataon’ny olona ahoana no hateraka indray rehefa antitra? Moa afa-miverina any an-kibon-dreniny ve izy ka hateraka fanindroany?
Malagasy Bible 1865
Hoy Nikodemosy taminy: Hataon'ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Nikodemosy Taminy: Hataon’ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe? Moa mahazo miditra any an-kibon’ny reniny indray va izy ka hateraka?
malagasy
Hoy Nikodemosy taminy: Hataon'ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka?