John 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay ateraky ny nofo, dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay ateraky ny olombelona, dia olombelona; izay ateraky ny Fanahy Masina, dia fanahy.
Malagasy Bible 1865
Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.
malagasy
Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.