John 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza gaga noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy hateraka indray ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza gaga ianao noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy ateraka indray ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza gaga ianao raha nilazako hoe: «Tsy maintsy ateraka indray ianareo.»
Malagasy Bible 1865
aza gaga noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy hateraka indray ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza gaga noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy hateraka indray ianareo.
malagasy
aza gaga noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy hateraka indray ianareo. [Na: hateraka avy any ambony]