John 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Nikodemosy: Hatao ahoana no hahatanteraka izany zavatra izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Nikôdema ka nanao taminy hoe: «Hatao ahoana no hahatonga izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Jesoa i Nikôdema nanao hoe: –Hatao ahoana no hahatonga izany?
Malagasy Bible 1865
Nikodemosy namaly ka nanao taminy hoe: Hatao ahoana no hahatonga izany zavatra izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Nikodemosy: Hatao ahoana no hahatanteraka izany zavatra izany?
malagasy
Nikodemosy namaly ka nanao taminy hoe: Hatao ahoana no hahatonga izany zavatra izany?