John 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay, rehefa fantatr’i Jesosy fa ny Fariseo efa nahare hoe: Jesosy mahazo mpianatra maro sy nanao batisa be noho i Jaona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony fantatry ny Tompo fa ren’ny Farisianina hoe maromaro kokoa ny mpianatr’i Jesoa sy ny olona ataony batemy noho ny an’i Joany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia ren’ny Farisianina fa maro kokoa noho ny an’i Jôhany ireo olona tongan’i Jesoa ho mpianatra sy nataony batisa; (kanefa tsy ny tenan’i Jesoa no nanao batisa fa ireo mpianany). Nony fantatry ny Tompo hoe ren’ny Farisianina izany,
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany, rehefa fantatry ny Tompo fa ny Fariseo efa nahare fa Jesosy mahazo mpianatra maro sy manao batisa be noho Jaona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay, rehefa fantatr’i Jesosy fa ny Fariseo* efa nahare hoe: Jesosy mahazo mpianatra maro sy nanao batisa be noho i Jaona,
malagasy
Koa amin'izany, rehefa fantatry ny Tompo fa ny Fariseo efa nahare fa Jesosy mahazo mpianatra maro sy manao batisa be noho Jaona