John 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy: Raha fantatrao ny fanomezan’Andriamanitra sy izay miteny aminao hoe: Omeo Aho hosotroiko dia ianao no ho nangataka Taminy ka nomeny rano velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Raha fantatrao mantsy ny fanomezan’Andriamanitra sy Izay milaza aminao hoe: Mba omeo kely Aho hosotroiko, dia ianao indray aza no ho nangataka taminy ka homeny rano velona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka izao no navalin’i Jesoa an-dravehivavy: –Raha mba fantatrao ny fanomezan’Andriamanitra ka fantatrao Ilay miteny aminao hoe: «mba omeo rano Aho hosotroiko», dia ianao no ho nangataka taminy ka homeny ranovelona.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha fantatrao ny fanomezan'Andriamanitra sy Izay miteny aminao hoe: Omeo Aho hosotroiko, dia ianao no ho nangataka taminy, ka nomeny rano velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy: Raha fantatrao ny fanomezan’Andriamanitra sy izay miteny aminao hoe: Omeo Aho hosotroiko dia ianao no ho nangataka Taminy ka nomeny rano velona.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha fantatrao ny fanomezan'Andriamanitra sy Izay miteny aminao hoe: Omeo Aho hosotroiko, dia ianao no ho nangataka taminy, ka nomeny rano velona.