John 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ravehivavy taminy: Tompoko, tsy manana fanovozana Ianao, sady lalina ny fantsakana; koa avy aiza no hahazoanao izany rano velona izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ravehivavy taminy: «Ianao, Tompoko, tsy manan-kanovozana, ary ny fantsakana lalina; ka aiza ange no hahazoanao izany rano velona izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ravehivavy taminy: –Tsy manana fanovozana Ianao, Tompoko, sady lalina ny fantsakana; koa avy aiza no ahazoanao izany ranovelona izany?
Malagasy Bible 1865
Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, tsy manana fanovozana Hianao, sady lalina ny fantsakana; koa avy aiza no ahazoanao izany rano velona izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ravehivavy taminy: Tompoko, tsy manana fanovozana Ianao, sady lalina ny fantsakana; koa avy aiza no hahazoanao izany rano velona izany?
malagasy
Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, tsy manana fanovozana Hianao, sady lalina ny fantsakana; koa avy aiza no ahazoanao izany rano velona izany?