John 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao va lehibe noho i Jakoba razantsika izay nanome anay ity fantsakana ity, sady izy sy ny zanany mbamin’ny bibiny no nisotro teto?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao angaha lehibe noho i Jakôba razantsika, izay nahazoanay ity fantsakana ity sy nisotro teto na ny tenany, na ny zanany mbamin’ny bibiny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jakôba razantsika no nanome anay ity fantsakana ity ary nisotro rano teto avokoa ny tenany sy ny zanany mbamin’ny biby fiompiny. Fa Ianao angaha lehibe noho i Jakôba razantsika?
Malagasy Bible 1865
Hianao va lehibe noho Jakoba razantsika izay nanome anay ity fantsakana ity, sady izy sy ny zanany mbamin'ny bibiny no nisotro teto?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao va lehibe noho i Jakoba razantsika izay nanome anay ity fantsakana ity, sady izy sy ny zanany mbamin’ny bibiny no nisotro teto?
malagasy
Hianao va lehibe noho Jakoba razantsika izay nanome anay ity fantsakana ity, sady izy sy ny zanany mbamin'ny bibiny no nisotro teto?