John 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Izay rehetra misotro ity rano ity dia mbola hangetaheta indray;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa namaly azy: «izay rehetra misotro amin’ity rano ity mbola hangetaheta ihany; fa izay hisotro amin’ny rano homeko azy no tsy hangetaheta mandrakizay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Izay rehetra misotro amin’ity rano ity dia mbola hangetaheta hatrany.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay rehetra misotro ity rano ity dia mbola hangetaheta indray;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Izay rehetra misotro ity rano ity dia mbola hangetaheta indray;
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay rehetra misotro ity rano ity dia mbola hangetaheta indray;