John 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ravehivavy Taminy: Tompoko, omeo izany rano izany aho mba tsy hangetaheta na hanketo hantsaka intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ravehivavy taminy: «Omeo amin’izany rano izany re aho, Tompoko, mba tsy hangetaheta intsony, dia tsy hankatỳ hantsaka koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ravehivavy taminy: –Mba omeo amin’izany rano izany aho, Tompoko, dia tsy hangetaheta intsony ary koa tsy hankatỳ hantsaka intsony.
Malagasy Bible 1865
Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, omeo izany rano izany aho, mba tsy hangetaheta na hanketo hantsaka intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ravehivavy Taminy: Tompoko, omeo izany rano izany aho mba tsy hangetaheta na hanketo hantsaka intsony.
malagasy
Hoy ravehivavy taminy: Tompoko, omeo izany rano izany aho, mba tsy hangetaheta na hanketo hantsaka intsony.