John 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Andeha ary antsoy ny vadinao dia mankanesa atỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Mandehana miantsoa ny vadinao, ka mankanesa atỳ.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa niteny taminy hoe: –Ndeha antsoy ny vadinao, ka miverena atỳ?
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Andeha ary, antsoy ivadinao, ka mankanesa atỳ.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Andeha ary antsoy ny vadinao dia mankanesa atỳ.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Andeha ary, antsoy ivadinao, ka mankanesa atỳ.