John 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly Azy Ravehivavy hoe: Tsy manambady aho. Hoy Jesosy taminy: Marina ihany izay nolazainao hoe: Tsy manambady aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsy manam-bady aho,» hoy ravehivavy. Dia hoy i Jesoa taminy: «Marina ny filazanao hoe: tsy manam-bady aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian-dravehivavy hoe: –Tsy manam-bady aho! Ary hoy i Jesoa taminy: –Marina ny filàzanao hoe tsy manam-bady ianao;
Malagasy Bible 1865
Ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy manam-bady aho. Hoy Jesosy taminy: Marina ihany izay nolazainao hoe: Tsy manam-bady aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly Azy Ravehivavy hoe: Tsy manambady aho. Hoy Jesosy taminy: Marina ihany izay nolazainao hoe: Tsy manambady aho;
malagasy
Ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy manam-bady aho. Hoy Jesosy taminy: Marina ihany izay nolazainao hoe: Tsy manam-bady aho;