John 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa efa nanambady indimy ianao sady tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny; marina izany voalazanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa efa nanam-bady indimy ianao, ary tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny, ka marina ny voalazanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efa nanam-bady indimy ianao, ary tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny. Koa marina izany voalazanao izany.
Malagasy Bible 1865
fa efa nanam-bady indimy ianao, sady tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny; marina izany voalazanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa efa nanambady indimy ianao sady tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny; marina izany voalazanao izany.
malagasy
fa efa nanam-bady indimy ianao, sady tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny; marina izany voalazanao izany.