John 4:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa tsy Jesosy tenany no nanao batisa fa ny mpianany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- na dia tsy izy aza fa ny mpianany no nanao batemy ny olona, -
Malagasy Bible 1865
(kanefa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ny mpianany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa tsy Jesosy tenany no nanao batisa fa ny mpianany,
malagasy
(kanefa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ny mpianany),