John 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny razanay dia nivavaka teto amin’ity tendrombohitra ity; ianareo anefa dia milaza fa any Jerosalema ihany no tokony hivavahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny razanay nivavaka teo amin’io tendrombohitra io, ary ianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tsy maintsy ivavahana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo razanay Samaritanina dia nivavaka teto amin’ity tendrombohitra ity; fa ianareo Jiosy kosa milaza fa any Jerosalema no tsy maintsy ivavahana.
Malagasy Bible 1865
Ny razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity; fa ianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tokony hivavahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny razanay dia nivavaka teto amin’ity tendrombohitra ity; ianareo anefa dia milaza fa any Jerosalema ihany no tokony hivavahana.
malagasy
Ny razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity; fa ianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tokony hivavahana.