John 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka tsy amin’ity tendrombohitra ity, na any Jerosalema aza, no hivavahanareo amin’ny Ray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Ravehivavy, minoa Ahy, fa tonga ny andro, ka tsy amin’io tendrombohitra io na any Jerosalema aza no hivavahanareo amin’ny Ray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no tenin’i Jesoa taminy: –Minoa Ahy ianao, ramatoa! Avy ny andro izay tsy hivavahana amin’ny Ray eto amin’ity tendrombohitra ity na any Jerosalema intsony.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka tsy amin'ity tendrombohitra ity, na any Jerosalema aza, no hivavahanareo amin'ny Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka tsy amin’ity tendrombohitra ity, na any Jerosalema aza, no hivavahanareo amin’ny Ray.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka tsy amin'ity tendrombohitra ity, na any Jerosalema aza, no hivavahanareo amin'ny Ray.