John 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia mivavaka amin’izay tsy fantatrareo; izahay kosa dia mivavaka amin’izay fantatray satria avy amin’ny Jiosy ny famonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hianareo mivavaka amin’izay tsy fantatrareo, fa izahay no mivavaka amin’izay fantatray, satria avy amin’ny Jody ny famonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo Samaritanina dia mivavaka amin’izay tsy fantatrareo; fa izahay Jiosy kosa mivavaka amin’izay fantatray, satria mipoitra avy amin’ny Jiosy ny famonjena.
Malagasy Bible 1865
Hianareo mivavaka amin'izay tsy fantatrareo; izahay kosa mivavaka amin'izay fantatray, satria avy amin'ny Jiosy ny famonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia mivavaka amin’izay tsy fantatrareo; izahay kosa dia mivavaka amin’izay fantatray satria avy amin’ny Jiosy ny famonjena.
malagasy
Hianareo mivavaka amin'izay tsy fantatrareo; izahay kosa mivavaka amin'izay fantatray, satria avy amin'ny Jiosy ny famonjena.