John 4:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ravehivavy taminy: Fantatro fa ho avy ny Mesia, ilay atao hoe Kristy; koa rehefa tonga Izy dia hambarany amintsika ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ravehivavy ka nanao taminy hoe: «Fantatro fa avy ny Mesia (izay atao hoe Kristy); ka rehefa tonga Izy, dia hanambara amintsika ny zavatra rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ravehivavy tamin’i Jesoa: –Fantatro fa misy Mesia anankiray ho avy, dia Ilay atao hoe Kristy! Ka rehefa tonga Izy, dia hambarany amintsika ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Hoy ravehivavy taminy: Fantatro fa avy ny Mesia (Ilay atao hoe Kristy); ka rehefa tonga Izy, dia hambarany amintsika ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ravehivavy taminy: Fantatro fa ho avy ny Mesia, ilay atao hoe Kristy*; koa rehefa tonga Izy dia hambarany amintsika ny zavatra rehetra.
malagasy
Hoy ravehivavy taminy: Fantatro fa avy ny Mesia (Ilay atao hoe Kristy); ka rehefa tonga Izy, dia hambarany amintsika ny zavatra rehetra.