John 4:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Izaho izay miresaka aminao no Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Jesoa taminy: «Izaho izay miresaka aminao izao no Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa nilaza taminy hoe: –Izaho Izay miresaka aminao no Izy!
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Izaho Izay miresaka aminao no Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Izaho izay miresaka aminao no Izy.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Izaho Izay miresaka aminao no Izy.