John 4:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia tonga ny mpianany ka gaga satria vehivavy no niresahany; nefa tsy nisy nahateny hoe: Inona no tadiavinao? Na hoe: Nahoana no miresaka aminy Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia tonga ny mpianany ka gaga, satria vehivavy no niresahany; nefa tsy nisy nanao hoe: Inona no tadiavinao? na Ahoana no iresahanao aminy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay indrindra no tafaverina ny mpianany, ka gaga satria vehivavy no niresahany; saingy tsy nisy nanao hoe: «Inona no tadiavinao?» na hoe «Ahoana no iresahanao aminy?»
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia tonga ny mpianany ka gaga, satria vehivavy no niresahany; nefa tsy nisy nanao hoe: Inona no tadiavinao? na: Nahoana no miresaka aminy Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia tonga ny mpianany ka gaga satria vehivavy no niresahany; nefa tsy nisy nahateny hoe: Inona no tadiavinao? Na hoe: Nahoana no miresaka aminy Ianao?
malagasy
Ary tamin'izay dia tonga ny mpianany ka gaga, satria vehivavy no niresahany; nefa tsy nisy nanao hoe: Inona no tadiavinao? na: Nahoana no miresaka aminy Hianao?