John 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandao ny sininy Ravehivavy ka nankany an-tanàna ary nilaza tamin’ny olona hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ravehivavy kosa tamin’izay dia nandao ny sininy ka lasa nankany an-tanàna nilaza tamin’ny olona hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandao ny sininy ravehivavy, ka lasa nankany an-tanàna hilaza amin’ny olona hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia nandao ny sininy ravehivavy ary nankany an-tanàna ka nanao tamin'ny olona hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandao ny sininy Ravehivavy ka nankany an-tanàna ary nilaza tamin’ny olona hoe:
malagasy
Dia nandao ny sininy ravehivavy ary nankany an-tanàna ka nanao tamin'ny olona hoe: