John 4:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andeha isika hizaha lehilahy iray, izay nilaza tamiko ny nataoko rehetra; izao angaha no Kristy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Andeha ianareo hizaha izao Lehilahy izao, fa nolazainy tamiko avokoa ny nataoko rehetra; ka izao angaha no Kristy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ndao ianareo hizaha Lehilahy anankiray, Izay nilaza tamiko ny nataoko rehetra; izao angaha no ilay Mesia?
Malagasy Bible 1865
Andeha hizaha izaroa Lehilahy izaroana, Izay nilaza tamiko ny nataoko rehetra; Izao angaha no Kristy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andeha isika hizaha lehilahy iray, izay nilaza tamiko ny nataoko rehetra; izao angaha no Kristy!
malagasy
Andeha hizaha izaroa Lehilahy izaroana, Izay nilaza tamiko ny nataoko rehetra; Izao angaha no Kristy?