John 4:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandritra izany fotoana izany kosa dia niangavy Azy ny mpianany hoe: Hano, Raby ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola tsy tonga ny olona dia nanasa Azy ny mpianany nanao hoe: «Hano, Raby ô.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy mbola tonga ny olona, dia niangavian’ny mpianany hisakafo i Jesoa ka nataony hoe: –Mpampianatra ô, hano re ny sakafo!
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy mbola tonga izy ireny, ny mpianany dia nangataka taminy ka nanao hoe: Hano, Raby ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandritra izany fotoana izany kosa dia niangavy Azy ny mpianany hoe: Hano, Raby ô.
malagasy
Ary raha tsy mbola tonga izy ireny, ny mpianany dia nangataka taminy ka nanao hoe: Hano, Raby ô.