John 4:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho manan-kanina izay tsy fantatrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy taminy: «Izaho manan-kanin-kohanina izay tsy fantatrareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Izaho dia manana sakafo izay tsy fantatrareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho manan-kanin-kohanina izay tsy fantatrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho manan-kanina izay tsy fantatrareo.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Izaho manan-kanin-kohanina izay tsy fantatrareo.