John 4:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niresaka ny mpianatra hoe: Nisy olona nitondra zavatra hohaniny va re?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifampilaza hoe ny mpianany: «Nisy olona nanati-javatra hohaniny angaha?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny mpianany dia nifampilaza hoe: –Nisy olona nitondra zavatra hohaniny angaha?
Malagasy Bible 1865
Dia niresaka ny mpianatra ka nanao hoe: Nisy olona nitondra zavatra hohaniny va re?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niresaka ny mpianatra hoe: Nisy olona nitondra zavatra hohaniny va re?
malagasy
Dia niresaka ny mpianatra ka nanao hoe: Nisy olona nitondra zavatra hohaniny va re?