John 4:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Ny haniko dia ny manao ny sitrapon’izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa tamin’izy ireo: «Ny haniko dia ny manao ny sitrapon’Izay naniraka Ahy, sy ny manatanteraka ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no navalin’i Jesoa azy ireo: –Ny sakafoko dia ny manao ny sitrapon’Ilay naniraka Ahy sy ny manatanteraka ny asa nampanaoviny Ahy.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Ny haniko dia ny manao ny sitrapon'izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Ny haniko dia ny manao ny sitrapon’izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Ny haniko dia ny manao ny sitrapon'izay naniraka Ahy sy ny mahavita ny asany.