John 4:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay mijinja dia mandray karama ka mamory vokatra ho amin’ny fiainana mandrakizay mba hiara-mifaly ny mpamafy sy ny mpijinja.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mijinja dia mandray karama, ary mamory vokatra ho an’ny fiainana mandrakizay, mba hiara-mifaly ny mpamafy sy ny mpijinja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mijinja dia mandray karama sahady ary mamory vokatra ho an’ny fiaina-maharitra mandrakizay; hany ka hiara-mifaly ny mpamafy sy ny mpijinja.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mijinja dia mandray karama ka mamory vokatra ho amin'ny fiainana mandrakizay, mba hiara-mifaly ny mpamafy sy ny mpijinja.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay mijinja dia mandray karama ka mamory vokatra ho amin’ny fiainana mandrakizay mba hiara-mifaly ny mpamafy sy ny mpijinja.
malagasy
Ary izay mijinja dia mandray karama ka mamory vokatra ho amin'ny fiainana mandrakizay, mba hiara-mifaly ny mpamafy sy ny mpijinja.