John 4:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany dia marina ilay teny hoe: Mamafy ny iray, mijinja kosa ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’ity, marina ilay ohabolana hoe: Hafa no mamafy, hafa no mijinja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany manko dia marina ilay ohabolana hoe: «Ny iray mamafy ary ny iray kosa mijinja.»
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany dia marina ilay teny hoe: Ny iray mamafy, ary ny iray kosa mijinja,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany dia marina ilay teny hoe: Mamafy ny iray, mijinja kosa ny iray.
malagasy
Ary amin'izany dia marina ilay teny hoe: Ny iray mamafy, ary ny iray kosa mijinja,