John 4:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho naniraka anareo hijinja izay tsy nisasaranareo; olon-kafa no nisasatra, fa ianareo kosa no niditra teo amin’izay nisasarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirahiko hijinja amin’izay tsy nasainareo ianareo; fa olon-kafa no niasa, ka ianareo no nanohy ny asany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no naniraka anareo hijinja izay tsy nisasaranareo: olon-kafa no nisasatra, ary ianareo kosa nanohy eo amin’izay nisasarany.
Malagasy Bible 1865
Izaho naniraka anareo hijinja izay tsy nisasaranareo; olon-kafa no nisasatra, fa ianareo kosa no niditra teo amin'izay nisasarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho naniraka anareo hijinja izay tsy nisasaranareo; olon-kafa no nisasatra, fa ianareo kosa no niditra teo amin’izay nisasarany.
malagasy
Izaho naniraka anareo hijinja izay tsy nisasaranareo; olon-kafa no nisasatra, fa ianareo kosa no niditra teo amin'izay nisasarany.