John 4:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro ny Samaritana avy tao amin’izany tanàna izany no nino an’i Jesosy noho ny filazan-dRavehivavy izay nanambara hoe: Nolazainy tamiko avokoa izay rehetra nataoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro ny Samaritanina tamin’izany tanàna izany no nino Azy, noho ny tenin-dravehivavy nanao hoe: «Nolazainy tamiko avokoa ny nataoko rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro ny Samaritanina tamin’izany tanàna izany no nino an’i Jesoa noho ny tenin-dravehivavy nanambara hoe: «Nolazainy tamiko avokoa ny nataoko rehetra.»
Malagasy Bible 1865
Ary maro ny Samaritana avy tao amin'izany tanàna izany no nino an'i Jesosy noho ny filazan-dravehivavy, izay nanambara hoe: Nolazainy tamiko avokoa izay rehetra nataoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro ny Samaritana avy tao amin’izany tanàna izany no nino an’i Jesosy noho ny filazan-dRavehivavy izay nanambara hoe: Nolazainy tamiko avokoa izay rehetra nataoko.
malagasy
Ary maro ny Samaritana avy tao amin'izany tanàna izany no nino an'i Jesosy noho ny filazan-dravehivavy, izay nanambara hoe: Nolazainy tamiko avokoa izay rehetra nataoko.