John 4:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanatona Azy ny Samaritana dia nangataka Azy hitoetra tao aminy; koa nitoetra tao roa andro Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony tonga teo aminy ny Samaritanina, dia nangataka Azy hitoetra tao aminy, ary nitoetra tao indroa andro Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa tonga teo amin’i Jesoa ny Samaritanina, dia niangavy Azy hitoetra tao aminy; ary dia nitoetra tao indroa andro i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanatona Azy ny Samaritana, dia nangataka Azy hitoetra tao aminy; ka dia nitoetra tao indroa andro Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nanatona Azy ny Samaritana dia nangataka Azy hitoetra tao aminy; koa nitoetra tao roa andro Izy.
malagasy
Ary rehefa nanatona Azy ny Samaritana, dia nangataka Azy hitoetra tao aminy; ka dia nitoetra tao indroa andro Izy.