John 4:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nilaza tamin-dRavehivavy hoe: Tsy noho ny filazanao ihany no inoanay, fa ny tenanay no mandre ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nanao tamin-dravehivavy hoe: «Tsy noho ny filazanao intsony no inoanay fa ny tenanay izao no nandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy ny olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy ireo tamin-dravehivavy: –Tsy noho ny filàzanao ihany no inoanay fa ny tenanay no nandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy an’ izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
ka nanao tamin-dravehivavy hoe: Tsy noho ny filazanao ihany no inoanay, fa ny tenanay no mandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nilaza tamin-dRavehivavy hoe: Tsy noho ny filazanao ihany no inoanay, fa ny tenanay no mandre ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao.
malagasy
ka nanao tamin-dravehivavy hoe: Tsy noho ny filazanao ihany no inoanay, fa ny tenanay no mandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao.