John 4:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka ny roa andro dia niala tao Jesosy ka nankany Galilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka ny indroa andro, dia niala tao Izy ka nankany Galilea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka ny indro andro, dia niala teo amin’ny Samaritanina i Jesoa mba hankany Galilea;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka ny indroa andro, dia niala tao Jesosy ka nankany Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka ny roa andro dia niala tao Jesosy ka nankany Galilia.
malagasy
Ary rehefa afaka ny indroa andro, dia niala tao Jesosy ka nankany Galilia.