John 4:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy tenany no nanambara fa tsy misy mpaminany omen-kaja ao amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa araka ny efa voalazany dia tsy misy mpaminany hajaina amin’ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny tenan’i Jesoa manko no efa nanambara fa «tsy misy mpaminany hajaina eo amin’ny tany nahabe Azy ».
Malagasy Bible 1865
Fa ny tenan'i Jesosy no efa nanambara fa tsy misy mpaminany manan-daza eo amin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy tenany no nanambara fa tsy misy mpaminany omen-kaja ao amin’ny taniny.
malagasy
Fa ny tenan'i Jesosy no efa nanambara fa tsy misy mpaminany manan-daza eo amin'ny taniny.