John 4:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa tonga tany Galilia Izy dia nandray Azy ny Galiliana satria efa hitany izay rehetra nataony tany Jerosalema tamin’ny andro firavoravoana; fa mba niakatra tamin’ny andro firavoravoana koa izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga tany Galilea Izy, dia noraisin’ny Galileanina, satria efa hitany izay rehetra nataony tany Jerosalema tamin’ny andro fety, fa tany koa izy ireo tamin’ny fety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa tonga tany Galilea Izy, dia noraisin’ny Galileanina; satria niakatra tany Jerosalema koa ry zareo tamin’ny fankalazana ny Paska, hany ka nahita izay rehetra nataon’i Jesoa tany nandritra ny fankalazana.
Malagasy Bible 1865
Koa rehefa tonga tany Galilia Izy, dia nandray Azy ny Galiliana, satria efa hitany izay rehetra nataony tany Jerosalema tamin'ny andro firavoravoana; fa izy ireo koa mba niakatra tamin'ny andro firavoravoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa tonga tany Galilia Izy dia nandray Azy ny Galiliana satria efa hitany izay rehetra nataony tany Jerosalema tamin’ny andro firavoravoana; fa mba niakatra tamin’ny andro firavoravoana koa izy ireo.
malagasy