John 4:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahare izy fa Jesosy efa tonga tany Galilia avy tany Jodia dia nankany Aminy izy ka nangataka Azy mba hidina any aminy sy hanasitrana ny zanany izay efa ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony reny fa hoe tonga avy any Jodea ao Galilea i Jesoa, dia nanatona Azy izy ka nangataka Azy hidina hanasitrana ny zanany efa ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa reny fa hoe tonga ao Galilea avy tany Jodea i Jesoa, dia nanatona Azy ilay tandapa ary niangavy Azy mba hidina any Kafarnahòma hanasitrana ny zanany lahy efa ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa reny fa Jesosy efa tonga tany Galilia avy tany Jodia, dia nankany aminy izy ka nangataka Azy mba hidina sy hahasitrana ny zanany, satria efa ho faty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahare izy fa Jesosy efa tonga tany Galilia avy tany Jodia* dia nankany Aminy izy ka nangataka Azy mba hidina any aminy sy hanasitrana ny zanany izay efa ho faty.
malagasy
Ary rehefa reny fa Jesosy efa tonga tany Galilia avy tany Jodia, dia nankany aminy izy ka nangataka Azy mba hidina sy hahasitrana ny zanany, satria efa ho faty izy.