John 4:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo dia tsy mba hety hino mihitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, dia tsy mba mety mino.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Raha tsy mahita famantarana sy zava-mahagaga ianareo, dia tsy mba hety hino mihitsy!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, dia tsy mba hety hino mihitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo dia tsy mba hety hino mihitsy.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo, dia tsy mba hety hino mihitsy.