John 4:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay tandapa taminy: Tompoko, midìna re dieny tsy mbola maty ny zanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ilay manamboninahitra taminy: «Andeha re, Tompoko, dieny mbola tsy maty ny zanako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’ilay tandapa hoe: –Midîna re, Tompoko, dieny mbola tsy maty ny zanako!
Malagasy Bible 1865
Hoy ilay tandapa taminy: Tompoko, midina re, dieny tsy mbola maty ny zanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay tandapa taminy: Tompoko, midìna re dieny tsy mbola maty ny zanako.
malagasy
Hoy ilay tandapa taminy: Tompoko, midina re, dieny tsy mbola maty ny zanako.