John 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tao an-tanàna iray any Samaria, izay atao hoe Sikara, Jesosy; izy io dia akaikin’ny tany izay nomen’i Jakoba ho an’i Josefa zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tonga tany amin’ny tanànan’i Samaria anankiray atao hoe Sikara, akaikin’ny saha nomen’i Jakôba an’i Josefa zanany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tao amin’ny tanàna anankiray any Samaria i Jesoa. I Sikara no anaran’ilay tanàna, izay teo akaikin’ny saha nomen’i Jakôba an’i Jôsefa zanany;
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tao an-tanàna anankiray any Samaria Izy, izay atao hoe Sykara, akaikin'ny tany izay nomen'i Jakoba ho an'i Josefa zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tao an-tanàna iray any Samaria, izay atao hoe Sikara, Jesosy; izy io dia akaikin’ny tany izay nomen’i Jakoba ho an’i Josefa zanany.
malagasy
Dia tonga tao an-tanàna anankiray any Samaria Izy, izay atao hoe Sykara, akaikin'ny tany izay nomen'i Jakoba ho an'i Josefa zanany.