John 4:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao. Ary nino ny teny izay nolazain’i Jesosy taminy Ralehilahy ka lasa nody.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Modia, fa velona ny zanakao.» Ary nino ny teny nolazain’i Jesoa taminy izy ka lasa nody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Ndeha mody, fa velona soa aman-tsara ny zanakao! Nino ny teny voalazan’i Jesoa taminy ralehilahy, ka lasa nody.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao. Ary ralehilahy nino ny teny izay nolazain'i Jesosy taminy, ka dia lasa nody.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao. Ary nino ny teny izay nolazain’i Jesosy taminy Ralehilahy ka lasa nody.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao. Ary ralehilahy nino ny teny izay nolazain'i Jesosy taminy, ka dia lasa nody.