John 4:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nidina izy dia nitsena azy ireo mpanompony ka nilaza fa velona ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandeha izy, dia notsenain’ny ankiziny, ka nilazany fa velona ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa teny an-dalana midina ho any Kafarnahòma izy no tamy nitsena azy ny mpanompony ka nilaza hoe: –Velona soa aman-tsara ny zanakao!
Malagasy Bible 1865
Ary nony nidina izy, dia nitsena azy ny mpanompony ka nilaza fa velona ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nidina izy dia nitsena azy ireo mpanompony ka nilaza fa velona ny zanany.
malagasy
Ary nony nidina izy, dia nitsena azy ny mpanompony ka nilaza fa velona ny zanany.